<-
->

Eks 31:18 And he gave unto Moses, when he had made an end of communing with him upon mount Sinai, two tables of testimony, tables of stone, written with the finger of God. Ary rehefa vita ny teny nataony tamin' i Mosesy tao an-tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny vato fisaka roa, izay nisy ny Vavolombelona, dia vato fisaka voasoratry ny rantsan-tànan' Andriamanitra. Nony tapitra niteny tamin' i Moizy Iaveh, tany an-tendrombohitra Sinaia dia natolony azy ny takelaka roan' ny vavolombelona, takelaka vato nosoratan' ny rantsan-tànan' Andriamanitra. Quand Il eut fini de parler avec Moïse sur le mont Sinaï, Il lui remit les deux tables du Témoignage, tables de pierre écrites du doigt de Dieu.