<-
->

Eks 32:27 And he said unto them, Thus saith the Lord God of Israel, Put every man his sword by his side, and go in and out from gate to gate throughout the camp, and slay every man his brother, and every man his companion, and every man his neighbour. Dia hoy izy taminy: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Samia manao ny sabany eo am-balahany avy ianareo, dia mandrosoa sy miverimberena amin' isam-bavahadin' ny toby, ary samia mamono ny rahalahiny avy sy ny sakaizany avy ary ny namany avy ianareo. Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Samia hianareo manao ny sabany eo am-balahany avy, ka mandehana mamakivaky ny toby, hatramin' ny vavahadin' ny toby anankiray, ka hatramin' ny vavahady anankiray, dia samia mamono ny rahalahiny, ny sakaizany ary ny havany avy. Il leur dit : " Ainsi parle Yahvé, le Dieu d' Israël : ceignez chacun votre épée sur votre hanche, allez et venez dans le camp, de porte en porte, et tuez qui son frère, qui son ami, qui son proche. "