<-
->

Eks 32:30 And it came to pass on the morrow, that Moses said unto the people, Ye have sinned a great sin: and now I will go up unto the Lord; peradventure I shall make an atonement for your sin. Ary nony maraina dia hoy Mosesy tamin' ny olona: Efa nanao fahotana lehibe ianareo; ary ankehitriny, dia hiakatra ho amin' i Jehovah aho, fa angamba hahazo manao fanavotana ny amin' ny fahotanareo. Nony ampitso, hoy Moizy tamin' ny vahoaka: Efa nahavita heloka bevava hianareo, ka ankehitriny ndeha hiakatra ho any amin' ny Tompo aho, fa angamba hahazo famelana ny fahotanareo aho. Le lendemain, Moïse dit au peuple : " Vous avez commis, vous, un grand péché. Je m' en vais maintenant monter vers Yahvé. Peut-être pourrai-je expier votre péché !"