<-
->

Eks 32:31 And Moses returned unto the Lord, and said, Oh, this people have sinned a great sin, and have made them gods of gold. Ary Mosesy dia niverina ho ao amin' i Jehovah ka nanao hoe: Indrisy! efa nanao fahotana lehibe ity firenena ity ka efa nanao andriamani-bolamena ho azy. Dia niverina nankany amin' ny Tompo Moizy, ka nanao hoe: Indrisy, efa nahavita heloka bevava io vahoaka io, fa efa nanao andriamanitra volamena ho azy izy ireo. Moïse retourna donc vers Yahvé et dit : " Hélas, ce peuple a commis un grand péché. Ils se sont fabriqué un dieu en or.