<-
->

Eks 33:7 And Moses took the tabernacle, and pitched it without the camp, afar off from the camp, and called it the Tabernacle of the congregation. And it came to pass, that every one which sought the Lord went out unto the tabernacle of the congregation, which was without the camp. Ary fanaon' i Mosesy ny maka ny lay ka manorina azy eo ivelan' ny toby lavidavitra, ary ny anarany dia nataony hoe Ny trano-lay fihaonana. Ary izay rehetra nitady an' i Jehovah dia nivoaka ho eny amin' ny trano-lay fihaonana izay teo ivelan' ny toby. Nalain' i Moizy ny trano lay, naoriny eo ivelan' ny toby, lavidavitra ihany, nataony hoe: ny trano lay fihaonana no anarany; ary na zovy na zovy nitady an' ny Tompo dia nankeo amin' ny trano lay fihaonana teo ivelan' ny toby. Moïse prenait la Tente et la plantait pour lui hors du camp, loin du camp. Il la nomma Tente du Rendez-vous, et quiconque avait à consulter Yahvé sortait vers la Tente du Rendez-vous qui se trouvait hors du camp.