<-
->

Eks 34:29 And it came to pass, when Moses came down from mount Sinai with the two tables of testimony in Moses' hand, when he came down from the mount, that Moses wist not that the skin of his face shone while he talked with him. Ary Mosesy nidina avy tao an-tendrombohitra Sinay, ary teny an-tànany ny vato roa izay nisy ny Vavolombelona tamin' izy nidina avy teo an-tendrombohitra, ary tsy fantany ho namirapiratra ny hoditry ny tavany noho ny nitenenany taminy. Nidina avy any an-tendrombohitra Sinaia Moizy, ary Moizy nitondra ny takelaka roan' ny vavolombelona teny an-tànany nony nidina avy any an-tendrombohitra; ary tsy fantatr' i Moizy fa tonga mpandefa tsirim-pahazavana ny hodi-tavany, nandritra ny niresahany tamin' ny Tompo. Lorsque Moïse redescendit de la montagne du Sinaï, les deux tables du Témoignage étaient dans la main de Moïse quand il descendit de la montagne, et Moïse ne savait pas que la peau de son visage rayonnait parce qu' il avait parlé avec lui.