<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 36:2 | And |
Ary Mosesy dia nampaka an' i Bezalila sy Oholiaba ary ny olona hendry rehetra, izay nasian' i Jehovah fahendrena tao am-pony, dia izay rehetra nampahazotoin' ny fony hankeo amin' ny asa hanao azy. | Dia nampanalain' i Moizy Beseleela sy Ooliaba ary ny olo-mahay rehetra, izay norotsahan' ny Tompo fahaizana ny fony, mbamin' izay rehetra notaomin' ny fony amin' izany asa izany mba hahavita azy. |