<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 39:31 | And they tied unto it a lace of blue, to fasten it on high upon the mitre; as the |
Ary nasiany kofehy manga hamehezany azy amin' ny hamama eo ambony, dia araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. | Ribà jaky volomparasy no namehezana azy hametrahana azy amin' ny hamama avy ao ambony, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. | Ils mirent dessus un cordon de pourpre violette, pour le mettre sur le turban, en haut, comme |