<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 4:10 | And |
Ary hoy Mosesy tamin' i Jehovah: Tompo ô, mifona aminao aho, olona tsy mahay mandaha-teny aho, na hatrany aloha, na hatramin' izao itenenanao amin' ny mpanomponao izao aza; fa votsa vava sy miadam-piteny aho. | Dia hoy Moizy tamin' ny Tompo: Indrisy! ry Tompo, olona mananosarotra ihany aho raha hiteny, ary hatramin' ny omaly sy afak' omaly no toy izany aho, ary na dia hatramin' izao hitenenanao amin' ny mpanomponao izao aza miambatrambatra ny vavako sy ny lelako. |