<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 4:6 | And the |
Ary hoy koa Jehovah taminy: Atsofohy ao an-tratranao ny tananao. Dia natsofony tao an-tratrany ny tànany; ary nony notsoahany, dia, indro, efa boka ny tànany ka fotsy tahaka ny oram-panala. | Izany no hinoany fa niseho taminao Iaveh Andriamanitry ny razan' izy ireo, dia ny Andriamanitr' i Jakoba. Ary hoy koa Iaveh taminy: Atsofohy ao amin' ny tratranao ny tànanao. Dia natsofony tao amin' ny tratrany ny tànany dia notsoahany avy ao, ka indro rakotry ny habokana hoatra ny oram-panala. |