<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 4:7 | And he said, Put thine hand into thy bosom again. And he put his hand into his bosom again; and plucked it out of his bosom, and, behold, it was turned again as his other flesh. | Ary hoy koa Izy: Atsofohy ao an-tratranao indray ny tananao (dia natsofony tao an-tratrany indray ny tànany; ary nony notsoahany tamin' ny tratrany, dia, indro, efa tonga tahaka ny hodiny indray izy). | Ary hoy Iaveh: Atsofohy ao amin' ny tratranao indray ny tànanao; ary natsofony tao amin' ny tratrany indray ny tànany, dia notsoahany avy ao, ka indro nanjary sahala amin' ny nofony. |