<-
->

Eks 6:12 And Moses spake before the Lord, saying, Behold, the children of Israel have not hearkened unto me; how then shall Pharaoh hear me, who am of uncircumcised lips? Ary Mosesy niteny teo anatrehan' i Jehovah ka nanao hoe: Indro, ny Zanak' Isiraely aza tsy nihaino ahy, ka ahoana no hihainoan' i Farao ahy, fa izaho tsy voafora molotra? Fa Moizy namaly teo anatrehan' ny Tompo hoe: Ny zanak' Israely aza tsy nihaino ahy, ka ahoana no hihainoan' i Faraona ahy? izay izaho votsa vava iny? Mais Moïse prit la parole en présence de Yahvé et dit : " Les Israélites ne m' ont pas écouté, comment Pharaon m'écouterait-il, moi qui n' ai pas la parole facile ? "