<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 6:13 | And the |
Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy sy Arona ka nanome teny azy ho entiny ho any amin' ny Zanak' Isiraely sy ho amin' i Farao, mpanjakan' i Egypta, mba hitondra ny Zanak' Isiraely hivoaka avy amin' ny tany Egypta. | Dia niteny tamin' i Moizy sy Aarona Iaveh ary nanafatra azy ny amin' ny zanak' Israely, sy ny amin' i Faraona, mpanjakan' i Ejipta, momba ny famoahana ny zanak' Israely, hiala amin' ny tany Ejipta. |