<-
->

Eks 7:6 And Moses and Aaron did as the Lord commanded them, so did they. Dia nataon' i Mosesy sy Arona izany: araka izay nandidian' i Jehovah azy no nataony. Dia nataon' i Moizy sy Aarona izay nandidian' ny Tompo azy; izany no nataony. Moïse et Aaron firent comme Yahvé leur avait ordonné.