<-
->

Eks 9:20 He that feared the word of the Lord among the servants of Pharaoh made his servants and his cattle flee into the houses: Ary izay natahotra ny tenin' i Jehovah teo amin' ny mpanompon' i Farao dia nampody ny mpanompony sy ny bibiny ho any an-trano; Ka izay natahotra ny tenin' ny Tompo, teo amin' ny mpanompon' i Faraona, dia nampiditra an-trano ny mpanompony mbamin' ny bibiny. Celui des serviteurs de Pharaon qui craignit la parole de Yahvé fit rentrer en hâte ses esclaves et ses troupeaux dans les maisons.