<-
->

Eks 9:28 Intreat the Lord (for it is enough) that there be no more mighty thunderings and hail; and I will let you go, and ye shall stay no longer. Mangataha amin' i Jehovah, fa aoka izay ny kotrokorana sy ny havandra, dia halefako tsy hitoetra eto intsony ianareo. Mangataha re amin' ny Tompo mba hitsahatra ny kotrok' orana sy ny havandra, fa havelako handeha hianareo; tsy hisy hitana anareo intsony tokoa. Priez Yahvé. Il y a eu assez de tonnerre et de grêle. Je m' engage à vous laisser partir et vous ne resterez pas plus longtemps. "