<-
->

Eks 9:33 And Moses went out of the city from Pharaoh, and spread abroad his hands unto the Lord: and the thunders and hail ceased, and the rain was not poured upon the earth. Ary Mosesy niala teo amin' i Farao ka nankeo ivelan' ny tanàna, dia namelatra ny tànany tamin' i Jehovah, ka dia nitsahatra ny kotrokorana sy ny havandra, ary tsy nisy ranonorana nilatsaka tamin' ny tany intsony. Niala avy ao amin' i Faraona ary nivoaka ny tanàna Moizy, dia nanandratra ny tànany tany amin' ny Tompo, ka ny kotrok' orana sy ny havandra nitsahatra, ary ny ranonorana nijanona tsy nilatsaka tamin' ny tany intsony. Moïse sortit de chez Pharaon et de la ville ; il étendit les mains vers Yahvé ; le tonnerre et la grêle cessèrent, et la pluie ne se déversa plus sur la terre.