<-
->

1M 1:11 Nisy solofom-paharatsiana anankiray nivoaka avy amin' ireo mpanjaka ireo, dia Antiokosa Epifana, zanak' i Antiokosa mpanjaka, izay natao antoka tany Roma, sy tonga mpanjaka tamin' ny fahafito amby telopolo amby zato taonan' ny fanjakan' ny Greka. En ces jours-là surgit d' Israël une génération de vauriens qui séduisirent beaucoup de personnes en disant : "Allons, faisons alliance avec les nations qui nous entourent, car depuis que nous nous sommes séparés d' elles, bien des maux nous sont advenus."