<-
->

Sal 54:1 Save me, O God, by thy name, and judge me by thy strength. Ho an' ny mpiventy hira. Hampiarahina amin' ny valiha. Maskila nataon' i Davida, fony tonga ny Zifita ka nanao tamin' i Saoly hoe: Tsy miery any aminay va Davida? Vonjeo amin' ny anaranao aho, Andriamanitra ô, ary omeo rariny aho araka ny herinao. Ho an' ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin' ny zava-maneno tendrena. Hiran' i Davida. Du maître de chant. Sur les instruments à cordes. Poème. De David.