<- -> |
[King James Bible] The Psalms |
[Baiboly 1865] Salamo |
[Baiboly Katolika] Salamo |
[Bible de Jérusalem] Les Psaumes |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Sal 60:1 | O |
Ho an' ny mpiventy hira Al-sho-shanedoth. Miktama nataon' i Davida hampianarana, fony izy nanafika an' i Mesopotamia sy Arama-zoba tamin' ny niverenan' i Joaba ka namelezany ny Edomita roa arivo amby iray alin-dahy teo amin' ny lohasahan-tsira. Andriamanitra ô, efa nanary sy nampihahaka anay Hianao; efa tezitra Hianao, velombelomy izahay. | Ho an' ny mpampianatra hira. Amin' ny Lisin' ny vavolombelona. Hira nataon' i Davida, hampianarina. | Du maître de chant. Sur "Un lys est le précepte." A mi-voix. De |