<-
->

Isa / Iz 36:22 Then came Eliakim, the son of Hilkiah, that was over the household, and Shebna the scribe, and Joah, the son of Asaph, the recorder, to Hezekiah with their clothes rent, and told him the words of Rabshakeh. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy. Dia nankany amin' i Ezekiasa Eliasima zanak' i Elkiasa lehiben' ny ao an-dapa, sy Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa mpitahiry ny bokim-panjakana, ka nambarany taminy ny tenin' ny lehiben' ny mpandroso divay, ary samy voatriatra ny fitafiany. Le maître du palais Élyaqim, fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah, fils d' Asaph, vinrent auprès d'Ézéchias, les vêtements déchirés, et ils lui rapportèrent les paroles du grand échanson.