<-
->

Lev 1:3 If his offering be a burnt sacrifice of the herd, let him offer a male without blemish: he shall offer it of his own voluntary will at the door of the tabernacle of the congregation before the Lord. Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana, dia lahy tsy misy kilema no hateriny; eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana no hanaterany azy, mba hankasitrahana eo anatrehan' i Jehovah izy. Raha biby vaventy no ateriny ho sorona dorana, dia lahy tsy misy kilema no hateriny; ka eo anoloan' ny trano lay fihaonana no hanaterany azy, mba hankasitrahana eo anatrehan' ny Tompo. Si son offrande consiste en un holocauste de gros bétail, il offrira un mâle sans défaut ; il l' offrira à l' entrée de la Tente du Rendez-vous, pour qu' il soit agréé devant Yahvé.