<-
->

Lev 15:14 And on the eighth day he shall take to him two turtledoves, or two young pigeons, and come before the Lord unto the door of the tabernacle of the congregation, and give them unto the priest: Ary amin' ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa izy ka hankeo anatrehan' i Jehovah, eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana, dia hanolotra ireo ho amin' ny mpisorona izy. Amin' ny andro fahavalo hitondra domohina roa na vanto-boromailala roa izy, ka hankeo anatrehan' ny Tompo, eo anoloan' ny varavaran' ny trano lay fihaonana, ary homeny ny mpisorona izany. Le huitième jour il prendra deux tourterelles ou deux pigeons et viendra devant Yahvé à l' entrée de la Tente du Rendez-vous pour les remettre au prêtre.