<-
->

Lev 15:15 And the priest shall offer them, the one for a sin offering, and the other for a burnt offering; and the priest shall make an atonement for him before the Lord for his issue. Dia haterin' ny mpisorona ireo, ny anankiray hatao fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray kosa hatao fanatitra odorana; dia hanao fanavotana ho azy eo anatrehan' i Jehovah ny mpisorona noho ny fitsihany. Ary ny mpisorona hanatitra azy ireo, ny iray hatao sorona noho ny ota, ny iray hatao sorona dorana. Ny mpisorona hanao ny fanonerana ho azy, eo anatrehan' ny Tompo, noho ny fitsihany. De l' un celui-ci fera un sacrifice pour le péché et de l' autre un holocauste. Le prêtre fera ainsi sur lui devant Yahvé le rite d' expiation de son écoulement.