<-
->

Lev 17:4 And bringeth it not unto the door of the tabernacle of the congregation, to offer an offering unto the Lord before the tabernacle of the Lord; blood shall be imputed unto that man; he hath shed blood; and that man shall be cut off from among his people: ka tsy mitondra azy ho eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana, hanaterana azy ho fanatitra ho an' i Jehovah eo anoloan' ny tabernakelin' i Jehovah, dia ho meloka noho ny rà nalatsany izany olona izany, ka hofongorana tsy ho amin' ny fireneny izy, nefa tsy nitondra azy teo anoloan' ny varavaran' ny trano lay fihaonana, hanaterana azy ho fanatitra ho an' ny Tompo, eo anoloan' ny Fonenan' ny Tompo, dia hahameloka azy izany, fa nandatsa-drà izy, ka hofongorana amin' ny fireneny izany olona izany; sans l' amener à l' entrée de la Tente du Rendez-vous pour en faire offrande à Yahvé devant sa demeure, cet homme répondra du sang répandu, il sera retranché du milieu de son peuple.