<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 2:11 | No meat offering, which ye shall bring unto the |
Ny fanatitra hohanina rehetra, izay aterinareo ho an' i Jehovah, dia aza asiana zava-maharikivy; fa ny masirasira sy ny tantely dia samy tsy hangalanareo hodorana ho fofona ho fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah; | Ny fanatitra rehetra aterinareo ho an' ny Tompo dia amboarina tsy asiana lalivay; fa tsy ho azonareo dorana hanetona ho sorona atao amin' ny afo ho an' ny Tompo rahefa zavatra misy lalivay na tantely. | Aucune des oblations que vous offrirez à |