<-
->

Lev 26:45 But I will for their sakes remember the covenant of their ancestors, whom I brought forth out of the land of Egypt in the sight of the heathen, that I might be their God: I am the Lord. Fa ny hitahiako azy no hahatsiarovako ny fanekena tamin' ny razany, izay nentiko nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta teo Imason' ny jentilisa, mba ho Andriamaniny Aho: Izaho no Jehovah. Hotsarovako hanasoavako azy ny fanekena nataoko tamin' ny razany, izay navoakako tany amin' ny tany Ejipta, teo imason' ny firenen-kafa, mba ho Andriamaniny aho. Izaho no Iaveh. Je me souviendrai en leur faveur de l' alliance conclue avec les premières générations que j' ai fait sortir du pays d'Égypte, sous les yeux des nations, afin d'être leur Dieu, moi, Yahvé.