<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 7:29 | Speak unto the children of |
Mitenena amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Izay manatitra ny fanati-pihavanany ho an' i Jehovah dia hitondra ny fanatiny ho an' i Jehovah avy amin' ny fanati-pihavanany. | Mitenena amin' ny zanak' Israely ka lazao hoe: Izay hanatitra sorom-pihavanana ho an' ny Tompo dia hitondra amin' ny Tompo fanatitra navahana amin' io sorom-pihavanana io. | Parle aux |