<-
->

Eze / Ez 10:20 This is the living creature that I saw under the God of Israel by the river of Chebar; and I knew that they were the cherubims. Izany dia ilay zava-manan' aina hitako teo ambanin' Andriamanitry ny Isiraely teo amoron' ny ony Kebara; ary fantatro fa kerobima ireo. Izany no ilay zava-manan' aina hitako teo ambanin' Andriamanitr' Israely, teo amin' ny ony Kobara; ary nahalala aho fa Kerobima izany. C'était l' animal que j' avais vu sous le Dieu d' Israël au fleuve Kebar, et je sus que c'étaient des chérubins.