<-
->

Eze / Ez 44:22 Neither shall they take for their wives a widow, nor her that is put away: but they shall take maidens of the seed of the house of Israel, or a widow that had a priest before. Ary tsy hanambady vehivavy efa maty vady na izay efa nisaorana izy; fa virijiny avy amin' ny taranak' Isiraely, na izay novinadin' ny mpisorona efa maty no hovadiny. Tsy hanambady vehivavy efa maty vady na voasaotra; fa izay virijiny, iray razana amin' ny taranak' Israely ihany; hahazo manambady vehivavy mpitondra-tena novinadin' ny mpisorona efa maty. Ils ne prendront pas pour femme une veuve, ni une femme répudiée, mais une vierge de la race d' Israël; toutefois ils pourront prendre une veuve si c' est la veuve d' un prêtre.