<-
->

Mat / Mt 11:25 At that time Jesus answered and said, I thank thee, O Father, Lord of heaven and earth, because thou hast hid these things from the wise and prudent, and hast revealed them unto babes. Tamin' izany andro izany dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko, Tompon' ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin' ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany ka nasehonao tamin' ny zaza madinika. Tamin' izany andro izany, dia hoy indray Jeso: Misaotra anao aho, Raiko, Tompon' ny lanitra sy ny tany, fa nanafina izany zavatra izany tamin' ny hendry sy be saina hianao, ary nanambara azy tamin' ny tso-po kosa. En ce temps-là Jésus prit la parole et dit : " Je te bénis, Père, Seigneur du ciel et de la terre, d' avoir caché cela aux sages et aux intelligents et de l' avoir révélé aux tout-petits.