<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 14:13 | When |
Ary nony nandre izany Jesosy, dia niondrana an-tsambokely niala teo handeha hitokana any an-tany foana; ary raha nandre izany ny vahoaka, dia niala teny amin' ny tanàna maro izy ka nandeha an-tanety nanaraka Azy. | Nony nandre izany Jeso, dia niala teo ka niondrana an-tsambo kely mba hitokana samy irery any an' efitra; fa rahefa nahare izany ny vahoaka, dia niainga avy amin' ny tanàna samihafa ka nandeha an-tongotra nanaraka azy. | L' ayant appris, |