<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 16:13 | When |
Ary rehefa tonga tany amin' ny faritanin' i Kaisaria-filipo Jesosy, dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao hoe: Ataon' ny olona ho iza moa ny Zanak' olona? | Ary nony tonga tany amin' ny faritany atao hoe: Sezarean' i Filipo Jeso, dia nanontany ny mpianany hoe: Ataon' ny olona ho iza moa ny Zanak' olona? | Arrivé dans la région de |