<-
->

Mat / Mt 16:17 And Jesus answered and said unto him, Blessed art thou, Simon Barjona: for flesh and blood hath not revealed it unto thee, but my Father which is in heaven. Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Sambatra ianao, ry Simona Bar-jona; fa tsy nofo aman-drà no naneho anao izany, fa ny Raiko Izay any an-danitra. Dia namaly Jeso ka nanao taminy hoe: Sambatra hianao, ry Simona zanak' i Joany, fa tsy ny nofo aman-dra no nanambara izany taminao, fa ny Raiko izay any an-danitra. En réponse, Jésus lui dit : " Tu es heureux, Simon fils de Jonas, car cette révélation t' est venue, non de la chair et du sang, mais de mon Père qui est dans les cieux.