<-
->

Mat / Mt 16:18 And I say also unto thee, That thou art Peter, and upon this rock I will build my church; and the gates of hell shall not prevail against it. Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin' ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin' ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy. Ary izaho milaza aminao fa hianao no Piera (vato), ary eo ambonin' izany vatolampy izany no hanorenako ny Egliziko, ary ny vavahadin' ny afobe tsy haharesy azy. Eh bien ! moi je te dis : Tu es Pierre, et sur cette pierre je bâtirai mon Église, et les Portes de l' Hadès ne tiendront pas contre elle.