<-
->

Mat / Mt 16:22 Then Peter took him, and began to rebuke him, saying, Be it far from thee, Lord: this shall not be unto thee. Ary Petera nanohina Azy hitanila kely ka niteny mafy Azy hoe: Sanatria aminao izany, Tompoko! Tsy ho aminao tokoa izany! Ary naka azy hitanila kely Piera ka niteny azy mafy hoe: Sanatria, Tompo, raha hihatra aminao izany! Pierre, le tirant à lui, se mit à le morigéner en disant : " Dieu t' en préserve, Seigneur ! Non, cela ne t' arrivera point ! "