<-
->

Mat / Mt 17:14 And when they were come to the multitude, there came to him a certain man, kneeling down to him, and saying, Ary rehefa tonga teo amin' ny vahoaka izy ireo, nisy lehilahy anankiray nanatona an' i Jesosy, dia nandohalika teo anatrehany ka nanao hoe: Ary rahefa tonga teo amin' ny vahoaka izy, dia nisy lehilahy anankiray nanatona azy, ka nandohalika teo anatrehany nanao hoe: Tompo, mamindrà fo amin' ny zanako lahy; mararin' ny androbe izy ka mijaly mafy loatra, fa matetika mianjera any anaty afo, ary matetika koa any anaty rano. Comme ils rejoignaient la foule, un homme s' approcha de lui et, s' agenouillant, lui dit :