<-
->

Mat / Mt 17:23 And they shall kill him, and the third day he shall be raised again. And they were exceeding sorry. ka hovonoiny, nefa amin' ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. Ary dia nalahelo indrindra ireo. Nony tonga tany Kafarnaoma izy ireo, dia nanatona an' i Piera ny mpamory ny hetra dragma roa, ka nanao hoe: Moa tsy mba mandoa ny dragma roa va ny Mpampianatra anareo? et ils le tueront, et, le troisième jour, il ressuscitera. " Et ils en furent tout consternés.