<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 19:17 | And he said unto him, Why callest thou me good? there is none good but one, that is, |
Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin' izay tsara? Iray no tsara; fa raha te-hiditra any amin' ny fiainana ianao, tandremo ny didy. | Dia hoy izy namaly azy: Ahoana ary no iantsoanao ahy hoe tsara? Iray ihany no tsara, dia Andriamanitra; ka raha te-hiditra any amin' ny fiainana hianao, tandremo ny didy. | Il lui dit : " Qu' as-tu à m' interroger sur ce qui est bon ? Un seul est le Bon. Que si tu veux entrer dans la vie, observe les commandements. " - |