<-
->

Mat / Mt 20:34 So Jesus had compassion on them, and touched their eyes: and immediately their eyes received sight, and they followed him. Ary Jesosy dia onena azy ka nanendry ny masony; ary nahiratra niaraka tamin' izay izy, dia nanaraka an' i Jesosy. Nangoraka azy ireo Jeso, ka nanendry ny masony. Dia nahiratra niaraka tamin' izay izy, ka nanaraka azy. Pris de pitié, Jésus leur toucha les yeux et aussitôt ils recouvrèrent la vue. Et ils se mirent à sa suite.