<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 21:42 | Hoy Jesosy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny ao amin' ny Soratra Masina hoe: Ny vato izay nolavin' ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro; Avy tamin' i Jehovah izao Ka mahagaga eo imasontsika? (Sal. 118. 22-23). | Dia hoy Jeso taminy: Tsy mba novakinareo va ny Soratra Masina hoe: Ny vato narian' ny mpanao trano no efa tonga vato fehizoro; avy tamin' ny Tompo izany, ka mahagaga eo imasontsika? |