<-
->

Mat / Mt 22:23 The same day came to him the Sadducees, which say that there is no resurrection, and asked him, Tamin' izany andro izany dia nankeo amin' i Jesosy ny Sadoseo sasany, izay milaza fa tsy misy fitsanganan' ny maty, ka nanontany Azy hoe: Tamin' io andro io ihany koa dia nisy Sadoseana, izay mandà ny fitsanganan' ny maty, tonga nanatona azy sy nanontany azy hoe: Ce jour-là, des Sadducéens, gens qui disent qu' il n' y a pas de résurrection, s' approchèrent de lui et l' interrogèrent en disant :