<-
->

Mat / Mt 22:37 Jesus said unto him, Thou shalt love the Lord thy God with all thy heart, and with all thy soul, and with all thy mind. Dia hoy Jesosy taminy: Tiava an' i Jehovah Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deo. 6. 5). Ary hoy Jeso taminy: Tiava ny Tompo Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra, sy amin' ny fanahinao rehetra, ary amin' ny sainao rehetra. Jésus lui dit : " Tu aimeras le Seigneur ton Dieu de tout ton coeur, de toute ton âme et de tout ton esprit :