<-
->

Mat / Mt 26:35 Peter said unto him, Though I should die with thee, yet will I not deny thee. Likewise also said all the disciples. Hoy Petera taminy: Na dia hiara-maty aminao aza aho, tsy mba handà Anao tokoa aho. Ary toy izany koa no nolazain' ny mpianatra rehetra. Fa hoy Piera taminy: Na dia hiara-maty aminao aza aho, dia tsy handà anao. Dia nilaza toy izany koa ny mpianatra rehetra. Pierre lui dit : " Dussé-je mourir avec toi, non, je ne te renierai pas. " Et tous les disciples en dirent autant.