<-
->

Mat / Mt 26:40 And he cometh unto the disciples, and findeth them asleep, and saith unto Peter, What, could ye not watch with me one hour? Ary nankeo amin' ny mpianatra Izy ka nahita azy matory, dia hoy Izy tamin' i Petera: Hay! tsy mahazaka ny miara-miari-tory amiko na dia ora iray ihany aza ianareo! Dia nankeo amin' ny mpianany izy, ka hitany fa natory ireo, dia hoy izy tamin' i Piera: Hay hianareo tsy nahazaka ny miara-miari-tory amiko ora iray akory? Il vient vers les disciples et les trouve en train de dormir ; et il dit à Pierre : " Ainsi, vous n' avez pas eu la force de veiller une heure avec moi !