<-
->

Mat / Mt 26:47 And while he yet spake, lo, Judas, one of the twelve, came, and with him a great multitude with swords and staves, from the chief priests and elders of the people. Ary raha mbola niteny Jesosy, indro, avy Jodasy, izay isan' ny roa ambin' ny folo lahy, mbamin' ny vahoaka betsaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin' ny lohan' ny mpisorona sy ny loholona. Raha mbola niteny izany izy, dia indro tamy Jodasy isan' ny roa ambin' ny folo lahy, arahin' ny vahoaka be nitondra sabatra sy langilangy, nirahin' ny lohandohan' ny mpisorona sy ny loholona. Comme il parlait encore, voici Judas, l' un des Douze, et avec lui une bande nombreuse armée de glaives et de bâtons, envoyée par les grands prêtres et les anciens du peuple.