<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 26:51 | And, behold, one of them which were with |
Ary, indro, ny anankiray tamin' izay nomba an' i Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapa ny mpanompon' ny mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny. | Ary indro ny anankiray amin' izay teo amin' i Jeso nandray ny sabany, dia namely ny mpanompon' ny lehiben' ny mpisorona ka nahafaka ny sofiny anila. | Et voilà qu' un des compagnons de |