<-
->

Mat / Mt 26:52 Then said Jesus unto him, Put up again thy sword into his place: for all they that take the sword shall perish with the sword. Fa hoy Jesosy taminy: Ampidiro amin' ny tranony ny sabatrao; fa izay rehetra mandray sabatra no hovonoina amin' ny sabatra. Fa hoy Jeso taminy: Ampidiro amin' ny tranony ny sabatrao, fa izay rehetra hamely amin' ny sabatra dia ho fatin' ny sabatra. Alors Jésus lui dit : " Rengaine ton glaive ; car tous ceux qui prennent le glaive périront par le glaive.