<-
->

Mat / Mt 26:62 And the high priest arose, and said unto him, Answerest thou nothing? what is it which these witness against thee? Dia nitsangana ny mpisoronabe ka nanao tamin' i Jesosy hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? Inona no iampangan' ireto Anao? Dia nitsangana ilay lehiben' ny mpisorona, ka nanao taminy hoe: Nahoana no tsy valianao izany fiampangan' ireo anao izany? Se levant alors, le Grand Prêtre lui dit : " Tu ne réponds rien ? Qu' est-ce que ces gens attestent contre toi ? "