<-
->

Mat / Mt 26:63 But Jesus held his peace, And the high priest answered and said unto him, I adjure thee by the living God, that thou tell us whether thou be the Christ, the Son of God. Nefa tsy niteny Jesosy. Dia hoy ny mpisoronabe taminy: Ampianianiko amin' Andriamanitra velona Hianao hilaza aminay, raha Hianao no Kristy, Zanak' Andriamanitra. Fa tsy niteny Jeso. Ary hoy ilay lehiben' ny mpisorona taminy: Mandidy anao amin' ny anaran' Andriamanitra velona aho, hilaza aminay raha hianao no Kristy Zanak' Andriamanitra. Mais Jésus se taisait. Le Grand Prêtre lui dit : " Je t' adjure par le Dieu Vivant de nous dire si tu es le Christ, le Fils de Dieu. "